MAHALEO ... 35 taona sahady

Nafotaka ny fitsingerenan'ny faha - 35 taona ny fiarahan'ny MAHALEO mihira.
Rehefa avy tany Etats-Unis, sy Canada ary Suisse izy dia nanohy ny tournée 35ème Anniversaire teto Frantsa ary ny toerana namaranany azy dia tamin'ny concert farany tao amin'ny Complexe Omega tao Toulouse
Misy lahatsoratra momba an'izy io moa ao amin'ny www.Madagate.com ary koa ao amin'ny http://gasytsyvery.sup.fr
Tonga lafatra ny fety ary betsaka ny sary ho hitanareo eo amin'ny tranonkala malagasy ...
Misy vitsivitsy ireto mba ahazahoanareo mba mijery ... Clikeo eto >>>> SARY
Badouda
MAHALEO ... 35 taona sahady !