Vaodalana - Souvenirs de vacances
Sary vitsivitsy nalaina t@ vakansy (Baden Baden Allemagne) ka mba zaraina eto. Quelques photos prises pendant les vacances. Ici Baden Baden (Allemagne)
Hizarako aminareo ny zavatra tiako - Partager avec vous ce que j'aime
Sary vitsivitsy nalaina t@ vakansy (Baden Baden Allemagne) ka mba zaraina eto. Quelques photos prises pendant les vacances. Ici Baden Baden (Allemagne)
Misy ireo efa niverina. Misy kosa ireo izay mba handeha haka rivotra kely. Ho an’ireo efa niverina dia hoy aho hoe: � Bon courage�. Ho an’ireo izay manomboka ny fianlahatsasatra dia teny roa fostiny: Bonnes vacancesBon courage pour ceux qui sont déja revenu Bonnes vacances pour ceux qui partent comme moi. RENDEZ-VOUS EN SEPTEMBRE