Là bas - JJ Goldman & Sirima

05/27,2007 | Vidéo

 

Là-bas
 

Paroles et Musique: Jean-Jacques Goldman   1987  "Entre gris clair et gris foncé"
 


Hira tena reviko be - Chanson que j'adore 

indrinra miaraka amin'i Sirima - surtout avec Sirima.

http://www.jjgoldman.net/divers/?page=sirima

Ho an'ireo mankafia dia jereo ao amin'i

http://www.jjgoldman.net/index/

également pour les fans.

 

 

Manantena anao ahazo fanfinaretana. En espérant que vous allez apprécier.   


MELKY - Flash Back

05/22,2007 | Vidéo

Iza no tsy mahalala ny PAZZAPA. Io fifaninana tamin'ny Televiziona RTA no nampalaza an'i MELKY. Ity ary hozaraiko aminareo ny vidéo nazahony ny laharana vohalohany.

Qui ignore l'emission de télévision PAZZAPA sur RTA. J'ai le plasir de vous faire partager la vidéo qui lui a permis de gagner.