Izaho te-hahita anao (2)
Te-ho any te-ho any a
Raha azoko atao, dia ny hiaraka aminao
F’izaho te ho any aminao (2) fa izao dieny izao aho
Raha sitrakao dia ho eo anilanao
Réf : Tsy ho zakako intsony raha kobonina ao am-poko
F’izaho tena tia
F’izaho hihafy foana aloha
tena tsy sahy aho ny hilaza
Sao voafitaka ny foko
Nefa mafy tena mafy
Raha sanatria sangisangim-pitia
tsy ho tanty, tsy ho tanty
Sao sanatria ianao mody tia
Ilazao dieny izao (2)
Ilay fitiavanao, sao dia sangisangim-pitia
Dia izay rehetra am-ponao ao
Izaho hilaza aminao (2)
Fa ny tena sitrako raha mbola azo atao
Dia ianao no tena tiako
Leave a Reply
Fitadiavana
Momba ahy
Ny manodidina no hafaka milaza ny momba ahy.
Mes proches pourront vous dire comment je suis.
Mais tout le monde est unanime pour affirmer que
J'adore dormir. Hoy ny rehetra hoe "tia matory lery".
IANAO NO TIAKO
Izaho te-hahita anao (2)
Te-ho any te-ho any a
Raha azoko atao, dia ny hiaraka aminao
F’izaho te ho any aminao (2) fa izao dieny izao aho
Raha sitrakao dia ho eo anilanao
Réf : Tsy ho zakako intsony raha kobonina ao am-poko
F’izaho tena tia
F’izaho hihafy foana aloha
tena tsy sahy aho ny hilaza
Sao voafitaka ny foko
Nefa mafy tena mafy
Raha sanatria sangisangim-pitia
tsy ho tanty, tsy ho tanty
Sao sanatria ianao mody tia
Ilazao dieny izao (2)
Ilay fitiavanao, sao dia sangisangim-pitia
Dia izay rehetra am-ponao ao
Izaho hilaza aminao (2)
Fa ny tena sitrako raha mbola azo atao
Dia ianao no tena tiako