Tily - Scouts et Eclaireurs malgaches
Akory ny hafaliako nahita ny "site ny Tily", ary raha nijery ny Album tao amin'ny Historique dia iza hoy ianareo no hitako tao?? ny zanako lahamatoha sy ireo anisany tranainy tamin'ny Tily. I Jérémy izao efa 20 taona. Ny sasany efa roa ny ankizy sns...
Quelle joie d'avoir découvert le "site des scouts et éclaireurs malgaches" , quand je me suis rendu dans Album et Historique, d'aprés vous qui était là??? mon fils ainé Jérémy qui a 20 ans maintenant. Certains autres ont déjà deux enfants etc..
http://tily.paris.free.fr/gallery/historique/jpg_histo_tily_18.htm
Je vous invite à visiter ce site, vous ne serez pas déçus - Tsidio io site io, tsy ho diso fanatenana ianao
Tily - Chalfont Heights - 1995
Tily - Chalfont Heights
Tily - Lasy Madagasikara - 1996 - Jérémy - Camp à Madagascar
