Vaodalana - Souvenirs de vacances
Published on 09/13,2007
Sary vitsivitsy nalaina t@ vakansy (Baden Baden Allemagne) ka mba zaraina eto. Quelques photos prises pendant les vacances. Ici Baden Baden (Allemagne)
Hizarako aminareo ny zavatra tiako - Partager avec vous ce que j'aime
Sary vitsivitsy nalaina t@ vakansy (Baden Baden Allemagne) ka mba zaraina eto. Quelques photos prises pendant les vacances. Ici Baden Baden (Allemagne)
Indrisy!!! tsy maintsy miverina miasa indray!!
Misaotra an'i Ikalamako tamin'ny firanritsoa.
misaotra an'i Badouda o !
Dia lasa izao indray amin'ny asa aman-draharaha ka dia mahereza.