Soirée "Namana Serasera Paris" en Photos

Published on 11/25,2007

5ème anniversaire « Namana Serasera Paris » Voavaky tao @ Forum: Hoy Booboo Alohan'ny hamonjena fandriana dia tsy mety raha tsy manoratra kely : - Faly nifanabe maso t@ zay hita tany : reo zay efa fahita t@ fihaonana taloha, reo zay vao sambany hitako tarehy. Boooobaka beeeeeeeee ny oul tsy fantatro pseudos tany fa dia hoe " namana " fotsiny zany reo eeeee ! - tsy ampy lay kabaro , tamin'azy tsara lé hena'omby sy anana dia lay gâteau kounkou - misaotra an'i Infinity sy lé tsy haiko anarana aby ireny nanafana ny lanonana ( ataoko fa tsy dilo tsony sofin'Infinity ô ? hihihihihi ) - nahatsiaro an'i Mandrindra sy Fijo zà t@ nisotro dité kely blitany - sns fa te hatory beeeeeeeeee zà lé ! na zany na tsy izany : @ manaraka ny sary aby aby fa ity klou sombiny kely jereo eto hu hu hu Hoy Diamondra27 booboo: t@ firy maraina 'zany ndeha hatory 'zany akia? Nahafinaritra ny kabary nataon'i sefo narahina tsiky(de ampy) fa le kabaro 'zany no somary tsy ampy (kabaro dia tsy ampy 'zany fa tsy hoe: tsiky dia ampy) bon8 zany akia dia rehefa ndray a! Hoy Sipagasy: Lohateny : Re : soirée Namana serasera ( Paris ) izaho izay vao nifohaaaa, tsara be ny fety fa dia isaorana manokana i maina sy infinity, bravoooo misaotra anareo 2 lahy fa raha tsy teo ianareo tsy nisy izao fety nahafinaritra izao e!!, mankasitraka hatrany e!!! euuhh rahoviana indray ny manaraka, dia alamina tsara ny resaka co-voiturage fa hita fa iny izao no lesoka kely azo tsinganina e! bizz daholo e!!!! milay be ry falyfona sy ry mimoza nihira annn sy i deba koa, masy manga feo e!!! Misy sary maromaro natoan'i Tess: Ka hoy i Sipagasy misotsss tess ann Saika mba hangataka e!!!! mba andefaso sary za e!!!! na anokafy blaogy izay mahavita e! euuhh efa haiko fa hiangaly azy i tess io hihihi misaotra mialoha e! azo atao koa ny manokatra blaogy miaraka dia mifandimbona mametraka sary ao!, na azo alefa any @ mpiandraikitra dia atao ao @ 'antsary.serasera.org' ihany koa ho fahatsiarovana e! Hoy kosa aho:Ireto ny sary nataoko ka dia ho zaraiko aminareo eto. Mazaho fanfinaretana Raha mbola mazoto ianareo dia tohizo eto ny tohiny


Hevitra

  1. 12/09,2007 | 11:59

    manaôna dôly ô
    ito itazko misy alibaoma misy sary tsara tarehy be taminy fety mon tana ka ataoko eto ilay rohy
    http://picasaweb.google.com/lylyshoan/SeraseraParis
    misy sary efa mihoatra ny efa-jato ao sady hita hoe faly ny mpilanonana
    veloma ô

  2. 11/26,2007 | 18:17

    mahafinaritra ery izy izany raha izany fitantaranao. Ny sary koa mahafatifaty daholo :-)

  3. 11/26,2007 | 02:38

    Hay hay tena nilay be izy zany tany. Koa dia ambiansa roa ny agnareo tagny!
    Shy amin'ny manaraka ndraika agnay ataovy anaty lista fa ho avy.

  4. 11/26,2007 | 01:37

    Hoy ikalamako : misaotra betsaka an'i Badouda fa efa avy nilendalenda be tatsy amin'ny forum ikalamako dia maka aretina ato indray fa tena tsy afaka nandeha izy sy angie dia nampalelo be tato fotsiny.
    Amin'ny versera manaraka indray fa dia joyeux non-anniversaire indray aloha izany.

Leave a Reply